Fametrahana sy fanapariahana ny PLF2022 : Fanamarihana sy Fitakiana avy amin’ny Firaisamonim-pirenena

Ny Fehezan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana « LOLF » laharana 2004-007 ny 26 Jolay 2004 mamaritra ny Lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana dia manambara fa, ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana hoan'ny taona hoavy, miaraka amin'ireo…

Continuer la lecture Fametrahana sy fanapariahana ny PLF2022 : Fanamarihana sy Fitakiana avy amin’ny Firaisamonim-pirenena

FANGARAHARAHANA AMIN’NY TSENAM-BARO-PANJAKANA SY NY FAMATSIAM-BOLA ENTI-MIADY AMIN’NY VALAN’ARETINA – COVID 19

TARATASY MISOKATRA HO AN’NY IVONTOERAM-PIBAIKOANA NY ADY AMIN’NY VALAN’ARETINA – COVID 19 Andriamatoa Filohan’ny CCO-COVID19, Isan’ny zava-dehibe, indrindra amin’izao vanimpotoan’ny fasahiranana ateraky ny valan’aretina COVID19 izao, ny fananan’ny olompirenena fahatokisana…

Continuer la lecture FANGARAHARAHANA AMIN’NY TSENAM-BARO-PANJAKANA SY NY FAMATSIAM-BOLA ENTI-MIADY AMIN’NY VALAN’ARETINA – COVID 19